|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsolo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo [1.1]

Teny iditra (2/3)5  tsolo
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Fanazavàna teny malagasy  8  Karazan' angady kely lava lela [1.1]

Teny iditra (3/3)9  tsolo
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  Marani-doha, tsoky [1.1]

Fivaditsoratra  12  lotso, tsolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31