Teny iditra atsotra (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aampatra, atao mivelatra: Atsory ny tananao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à étendre, à dresser, comme les membres, les cheveux [1.3]
Ohatra atsotra ny sandry roa; [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsotra, atsotrako, atsotranao, atsotrany, atsotrantsika, atsotranay, atsotranareo, atsotran'
Ny lasa : natsotra, natsotrako, natsotranao, natsotrany, natsotrantsika, natsotranay, natsotranareo, natsotran'
Ny hoavy : hatsotra, hatsotrako, hatsotranao, hatsotrany, hatsotrantsika, hatsotranay, hatsotranareo, hatsotran'
Filaza mandidy : atsory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20