Teny iditra | avahana (avaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sarahina: Avaho ny ondry sy ny osy Atokana: Tokony havahana aloha ny voa hafafy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be separated [1.2, 1.7] | ||||||||
To be distinguished from others [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on sépare [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu'on distingue [1.3] | |||||||||
Qu'on distingue des autres [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |