Teny iditra | 1 avara-pianarana |
Singan-teny | 2 avaratra, fianarana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ireo nahita fianarana ambony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 well-educated [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 instruit, élite, intellectuel [1.8] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny avara-pianarana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21 |