| Teny iditra (1/2) | 1 avaratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the north. (Mal. utara; Sans. utara?)
[1.2] 9 the north [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 nord
[1.3#67, 1.8] |
| Ohatra |
11 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472#196]
|
| Voambolana | 12 Toerana |
| Tohi-kevitra | 13 atsimo |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe avaratra |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 avaratra |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra
[1.1] |
| Voambolana | 23 Teny fanajana |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe avaratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|