Teny iditra (1/2) | 1 avaratr > avaratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2] 5 the north [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 nord [1.3#67, 1.8] |
Ohatra |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472] |
Voambolana |
8 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 12 atsimo |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny avaratra io |
Teny iditra (2/2) | 28 avaratr > avaratra |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra [1.1] |
Voambolana |
31 Teny fanajana |
Kamban-teny |
|