|
|
|
|

Teny iditra 1  avarina
Fototeny  2 varina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
9 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
10 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be thrown down; to be exported [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  avarina, 14 iravana, 15 variana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21