|
|
|
|

Teny iditra 1  averimberina
Fototeny  2 verimberina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on répète souvent, qu'on redit sans cesse [1.5]
Ohatra  9  Indraindray ny hevitra izay kasaina holazaina dia averimberina; [1.38#805]
10  Lesona averimberina sy ampianarina ny ankizy ny tapasiry, koa tsy mahagaga raha izy ireo no maro voaray feo. [2.606#101]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21