|
|
|
|

Teny iditra1  avesatra
Fototeny  2  vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina mamesatra, mampitondra zavatra betsaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ce dont on charge
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Lohateny  10  Havesatry ny harena (Rajaonarivelo Auguste)
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny avesatra io

Fivaditsoratra  12  avaratse, avesatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01