|
|
|
|

Teny iditra 1  vesatra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  29 lanja: Ny vesatry ny adidy
30 ny hadontoana, tsy fisononohana [1.1]
31 herim-pisintonan'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  32 weight, heaviness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  33 poids [1.3#829, 1.8, 1.13]
34 pesanteur, gravité
35 lourdeur d'esprit [1.3#829]
36 lourdeur [1.8]
Ohatra  37  Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4#]
38  vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#]
Voambolana  39  Fizìka
Fikambanana  40  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe vesatra
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21