Teny iditra avoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa
Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une racine comestible. [1.19]
  [Betsileo, Merina] (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits).
Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux.
Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196]
Anarana siantifika Tephrosia lyallii, Vigna angivensis
Ohatra 
1Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529]
2Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
3Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282]
Voambolana 
Tovy hevitra kimaotsa
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Habaka Akany Avoko (http://www.akanyavoko.com)

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31