| Teny iditra | 1 avonavona |
| Fototeny | 2 avona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 avona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 pride, haughtiness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 [duplicatif]
[1.3#68] 10 orgueil, hauteur [1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy be avonavona fa azo itokiana.
[1.437#]
12 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#102] 13 Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#] 14 tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79] |
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how avonavona |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|