|
|
|
|

Teny iditra 1  avondrona
Fototeny  2 vondrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana [1.1#130]
Ohatra  9  avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29]
10  Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23]
11  Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43]

Fivaditsoratra  avondrona, 12 voandrano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19