|
|
|
|

Teny iditra 1  avonjy
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamonjy, manampy: Ariary folo monja no azoko avonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao [1.1]

Fivaditsoratra  9 an-jovy, avonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19