|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vonjy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampiana, fiantràna
17 Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha
18 Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran' ny tsy fahampiana tampoka na voina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 help, rescue, salvation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 aide, secours, salut [1.8]
21 sens général : secourir, sauver quelqu'un [1.196]
Ohatra  22  Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [2.472#75]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe vonjy

Teny iditra (2/2) 24  vonjy
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Betsileo] (allusion à la grande efficacité qu'on attribue à cette plante). Nicolsonia barbata (L.) DC. (Fabaceae). Nom malgache relevé par Descheemaeker ; détermination de P. Boiteau d'après les photos reçues de Descheemaeker. On administre sa décoction aux enfants contre les vomissements alimentaires ; dans les coliques et autres affections gastro-intestinales. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 njovy, vonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20