|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  avovona
Fototeny  2 vovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  avovona
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fiavosa mifanongoa miavoavo. [1.1]

Fivaditsoratra  avovona, 14 ovañova, 15 voañova, 16 voavona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19