|
|
|
|

Teny iditra 1  miavovona
Fototeny  2 avovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [1.1]
Ohatra  8  Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana. [2.470#10]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26