|
|
|
|

Teny iditra 1  azera
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Tovonana :
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  9 Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo
10 Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be thrown or cast down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3#872, 1.8]
Ohatra  13  Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508#423]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 areza, azera

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21