|
|
|
|

Teny iditra1  azerao
Fototeny  2  zera
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana azera
Ohatra  4  azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  azerao, azoare

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31