Teny iditra | azezika (zezika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampifanongoavina, avosa, avovona: Azezeho eto aloha ny entana rehetra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on met ensemble, qu’on entasse [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24 |