|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  azoazo
Fototeny  2 azo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
8 Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 pleased with, preferred, grateful. [1.2]
10 found pleasing, approved of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
12 préféré [1.3]
13 approuvé, préféré [1.8]
Ohatra  14  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe azoazo

Teny iditra (2/2) 16  azoazo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 [Provincial] Ranon' afero [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 [Tankarana] bile. (afèro). [1.19]
Voambolana  20  Haiaina

Fivaditsoratra  azoazo, 21 ozaoza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19