Teny iditra azon' ny tamberin-tany (azo, verina, tany)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [1.1]
Ohatra Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31