|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  babena
Fototeny  2 baby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 entina ao an-damosina: Etsy babeko, razandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be carried on the back pick-a-back fashion. [1.2]
10 to be carried on the back [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on porte sur le dos [1.3, 1.8]
12 fig. qu'on supporte [1.3]
Ohatra  13  ary ny zaza ho forana nentina teny koa, babena amy ny lambamena. [2.59#240]
14  Atelina tsy azo atelina, babena tsy zaka, sakelehina tsy azo, apetraka tsy foy! [2.298#120]
15  Tsy zavatra mahamaika re izany, hoy aho, fa izay hamaliana babena anareo antitra ireto aloha no adidiko. [2.643#93]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe babena
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  babena
Fototeny  19 baby
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy [1.1]
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21