|
|
|
|

Teny iditra 1  badoina
Fototeny  2 bado
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made stupid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on rend un peu bête [1.8]

Fivaditsoratra  badoina, 11 bodaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19