| Teny iditra (1/2) | 1 bado |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 stupid; illiterate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qui a l'esprit obtus, un peu bête
[1.3] 14 stupide; illettré [1.8] |
| Ohatra |
15 Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy:
[2.48#600]
16 Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [2.470#167] |
| Mpanahaka | 17 mifanahin-jaza bado, 18 mora amidy, 19 olom-be, 20 tsy mahay olakolaka, 21 tsobe, 22 tsotra loatra |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe bado |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 bado |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 [Tankarana] nom d'une espèce de serpent; sorte de boa.
[1.19] |
| Voambolana | 28 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Fivaditsoratra | bado, 29 boda, 30 dabo, 31 doba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|