|
|
|
|

Teny iditra 1  baibaizina
Fototeny  2 baibay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tenenina amim-pahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy nahalala fomba naniratsira an' i dadatoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be scolded, to be railed at. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on réprimande, qu'on gronde [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19