|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  baibay
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana
5 Bedibedy, gedrigedry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a scolding, a reproof. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 reproche, réprimande [1.3]

Teny iditra (2/2) 8  baibay
Sokajin-teny  9  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  16 [Provincial] disorder, confusion [1.2]

Fivaditsoratra  17 abiaby, baibay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19