Teny iditra | 1 baika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Fihatahan' ny ranjo be loatra rehefa mamindra, daikadaika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Action de marcher les jambes écartées, comme les marins [1.3] |
Tovy hevitra | 8 baikabaika |
Fivaditsoratra | 9 akiba, baika, biaka, ibaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |