|
|
|
|

Teny iditra 1  banaika
Fototeny  2 baika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Enti-milaza toetra fa indrindra fandeha tsy taitra, tsy mihontsina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 posé, grave, se dit de la démarche ; imperturbable [1.3]

Fivaditsoratra  13 bakaina, 14 bakiana, banaika, 15 ibakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19