|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bandy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  Bande [1.13]
Ohatra  4  Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely. [2.499]
5  Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)8  bandy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Tovolahy [1.60.mg#56]
Fanazavàna teny frantsay  11  Jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande [1.60.fr#56]
Ohatra  12  Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano. [2.4]

Teny iditra (3/3)13  bandy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto [1.60.mg#57]
Fanazavàna teny frantsay  16  Malfaiteur, voyou [1.60.fr#57]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24