|
|
|
|

Teny iditra 1  bangaina
Fototeny  2 banga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19