|
|
|
|

Teny iditra 1  banga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
18 Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
19 Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 having gaps, as hedges, etc.;
21 having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
22 wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
23 gap; having gaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 brèche où il manque une dent [1.8]
Ohatra  25  Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe banga
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21