Teny iditra | bangaina (banga) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |