Teny iditra | bango an-katoka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Teny fotony | bango, hatoka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |