|
|
|
|

Teny iditra 1  hatoka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the nape of the neck. [1.2, 1.7]
[1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nuque [1.8]
Ohatra  9  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#19]
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 23 misy ny teny hoe hatoka
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hatoka, 27 hotaka, 28 tohaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21