Teny iditra | 1 banky fametraham-bola |
Singan-teny | 2 banky, fametrahana, vola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] banque de dépôt |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |