Teny iditra barabara (bara)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra barabara
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mitavozavoza [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [1.82]
Ohatra fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11