Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ruiné, paumé [1.5]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
mino
[1.78]
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se dit de la voix sourde et de l'intelligence Se dit du caméléon vaincu et encore furieux [1.3]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Ho azy [1.78]
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Barre qui sépare les mesures en musique [1.3]
|
Ny fihaviany | Frantsay: barre.
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Traverse, pièce mise en travers [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: barre.
|
|
/m:txt-->
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra).
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Bara
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Population du centre sud de Madagascar ( [...] [tohiny 1.5]
|
/m:web>
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Habaka | Les Bara de Madagascar
|
|