Teny iditra (1/3) | 1 be adala |
Singan-teny | 2 be, adala |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona ketrina, dondrona [1.1] |
Tovy hevitra | 5 be tsy adala |
Teny iditra (2/3) | 6 beadala (be) |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny anglisy |
9 large bulky tree whose wood is of little value, hence its name. Its bark is used by the Sakalava in the manufacture of rum [Sakalava]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (de be : beaucoup et adala : fou ; beaucoup de fous) [Sakalava]
11 Arbre non identifié, à bois mou sans intérêt, dont les écorces sont employées pour aromatiser une boisson alcoolique, sorte de rhum du pays. 12 Nom de la boisson obtenue ; elle a la réputation de provoquer des ivresses dangereuses, d'où le nom de la boisson et de l'arbre qui sert à la préparer. [1.196] |
Teny iditra (3/3) | 13 beadala |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Pétioles secs de rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae), coupés en tronçons d'environ 40cm et employés comme flotteur pour les filets de pêche. [Tsimihety]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 17 adalabe, be adala, beadala, adalabe, be adala, beadala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |