Teny iditra | 1 bedibedena |
Fototeny | 2 bedibedy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 bedibedesina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be talked to incessantly, to be tattled to [1.2] 6 to be scolded [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedenao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3#78] 8 qu'on gronde [1.8] |
Ohatra |
9 Hoy Ilaidama: «Andeha hitsangantsangana any, mba hizahako an-dRasoabe sy Rasoamasay, fa lazain'ny olona hoe: « Tsy bedibedena ny rano; [2.298#64] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 14 bedibedesina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |