|
|
|
|

Teny iditra 1  bedibedesina
Fototeny  2 bedibedy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin' Ineny foana Ikoto zanak' Inenitoa ka farany nandositra tsy tamana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be talked to incessantly, to be tattled to. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedesinao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3#78]
Tovy hevitra  11 bedibedena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22