|
|
|
|

Teny iditra1  belza
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza
Voambolana  4  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  5  belzika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12