|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sofina
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 the ear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 l'oreille [1.8]
Ohatra  20  ny fidoboky ny feo ao an-tratrany no tohofany sofina. [2.470#14]
21  roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#59]
Voambolana  22  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 48 misy ny teny hoe sofina
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  38 Randzavola: sofina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 39  sofina
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 Pour les plantes : grandes stipules de certaines plantes (Voir besofina). On appelle aussi sofina les feuilles amplexicaules, auriculées à la base et par extension les plantes qui ont de telles feuilles. Plus rarement nom des cotylédons de la plantule ou des premières feuilles du jeunes plant. Les plantes à stipules réduites ou à feuilles réduites sont parfois appelées sofisofina ou sofisofy (comparer à sofasofa). [1.196]
Voambolana  42  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  43 fanosy, 44 fisano, 45 Fisòna, sofina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14