Teny iditra | be somotra | |
Singan-teny | be ; somotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | A longue barbe. Les pièces de cinq francs à l' effigie d' un roi barbu, par exemple Louis-Philippe de France avec barbe. [2.415] | |
Teny iditra | Besomotra | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Ohatra | Fohafoha ny alanana! tamy ny Ranakandriana, tamy ny Besomotra, tamy ny Bevolombava tompo ny sikidy: avia manoloana
[2.48] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny sampy taloha | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26 |