Teny iditra | be taim-parasy | |
Singan-teny | be ; tay ; parasy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina ilazana lamba na akondro na hodi-tava koa aza, izay misy pentimpentina mainty kely madinika [1.1] | |
Teny iditra | betaimparasy (be, tay, parasy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of a kind of calico. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |