| Teny iditra | 1 betsaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.]
[1.2] 15 many; much [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 nombreux; beaucoup
[1.8] |
| Ohatra |
17 betsaka ny olona niditra.
[2.472#195]
18 Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472#204] 19 Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470#17] 20 Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48#126] |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how betsaka |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | betsaka, 23 Sabteka, 24 tsakabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|