Teny iditra | bibilava | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A name for snakes. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom générique de serpents [1.54] | ||||
Serpent [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Teny fotony | biby, lava | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bibilava io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |
![]() |