|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  lava-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe lavaka

Teny iditra (2/5) 3  lava
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
19 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 long, tall; without interruption [1.2]
21 long (of time and space) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Voambolana  23  Fotoana 24  Toerana
Tohi-kevitra  25 fohy
Mpanahaka  26  Avo dia, 27  avo ranjanana, 28  ezoezo, 29  fezafeza, 30  fizofizo, 31  jakojako, 32  jango, 33  jaobe, 34  joaka (joroaka), 35  lava dingana, 36  lava fe, 37  lava mitaikotaiko, 38  lava ranjanana, 39  lava sirana, 40  lavatsindakana, 41  lavatsipaikona, 42  mandrindrina, 43  marezoka, 44  milangalanga, 45  mirijarija, 46  mitezotezo, 47  mitsororika, 48  mitsororoaka, 49  mivahan-tsindrano, 50  pakapaka, 51  ranga, 52  rapeto, 53  tsy miery an-tsena, 54  tsy mindran-tohatra
Fikambanana  55  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 126 misy ny teny hoe lava
Ohabolana  56  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5) 57  lava
Sokajin-teny  58  anarana
Haiendriteny 
59  Tsotra :
60  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  61 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Fikambanana  62  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe lava

Teny iditra (4/5) 63  lava    
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny malagasy  65 vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Voambolana  66  Haibolantany

Teny iditra (5/5) 67  lava    
Sokajin-teny  68  endritenin' ny hoe laver
Ohatra  69  Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)

Fivaditsoratra  70 Alva, lava, 71 vala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22