|
|
|
|

Teny iditra1  bibin' andriana
Singan-teny  2  biby, andriana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo olo-mainty vavy tsara tarehy nalain' ny andriana fahiny ho vady taindranony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07