| Teny iditra | 1 bibin' andriana |
| Singan-teny | 2 biby, 3 andriana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ireo olo-mainty vavy tsara tarehy nalain' ny andriana fahiny ho vady tsindranony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 concubines royales de la caste des noirs
[1.3#80] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/01 |
|